Fanomanana fifidianana Solombavambahoaka: Fampiofanana ireo mpiofana
Tanterahina anio sy rahampitso ety amin’ny CENI Alarobia ny fampiofanana ireo hampiofana ny mpikambana ao amin’ny biraom-pifidianana sy ireo mpikambana ao amin’ny Sampana Mpanisa Vato (SRMV). Hiparitaka manerana ny Faritra…