Commission Electorale Nationale Indépendante de MADAGASCAR
Processus démocratique fiable qui aboutira à des élections apaisées, libres, transparentes
Talata 28 jolay 2026: Fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny fisoratana anarana anaty lisitry ny mpifidy: Nosantarina ety Talata Volonondry ny fisoratana anarana ao anaty lisitry ny mpifidy ho an’ny Faritra…
FAMPITAM-BAOVAO Antananarivo, 06 Jolay 2026Nanatanteraka ny fivoriana voalohany niarahana tamin’ireo mpiantsehatra rehetra amin’ny fifidianana eto Antananarivo ny Vaomieram-pirenena Mahaleotena misahana ny Fifidianana (CENI), tao anatin’ilay sehatra ifampidinihina maharitra, ny alatsinainy…