Nihaona tetsy amin’ny le Pavé Antaninarenina androany ireo mpisehatra amin’ny fifidianana toy ny fiarahamonim-pirenena, ireo antoko politika, ny rafi-panjakana misehatra mivantana amin’ny fifidianana ary ireo orinasan-gazety, tao anatin’ilay sehatra ifampidinihana…Lire la suiteCadre de concertation multi-acteurs sur les lois et calendrier électoraux